auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 09:36:05 -05:00 committed by root
parent e0772eb43d
commit 42cb08c718
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Fa e viavy masigny taloha e nandravaky e tegnandreo akoizany. Nanagny fahatokisagny an'Andriamanitry indreo sady nagneky e vadiny agnaby. Akoizany fomba izany e nagneken'i Abrahama an'i Saraha sady nangiany anazy ho tompony. Anareo da zanany amin'izao fotoagny izao raha manano izay tsara sady tsy matahotry olagny.
\v 5 Fa e viavy masigny taloha e nandravaky e tegnandreo akoizany. Nanagny fahatokisagny an'Andriamanitry indreo sady nagneky e vadiny agnaby. \v 6 Akoizany fomba izany e nagneken'i Abrahama an'i Saraha sady nangiany anazy ho tompony. Anareo da zanany amin'izao fotoagny izao raha manano izay tsara sady tsy matahotry olagny.