auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:14:02 -05:00 committed by root
parent e6c46e9ad0
commit 096d97129d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Fa ampy izay e fotoagny lasa nagnamboaragny izay tian'e Jentilisa atap- hafalian'e nofo, fijejoagny, fimamoagny, fitondran-tegna mahamegnatry, fihiran-dratsy, da e asan'e fanopoan-tsampy mampadikidiky. Heverindreo fa hafahafa satria tsy mikambagny amindreo amin'izany fagnaranam-po be izany anareo, noho izany da hizaka ratsy momba anareo indreo. Hamaly e raiky izay vonogny hitsara e velogny izy ame maty indreo. Noho izany antony izany gne itoriagny e vaovao mahafaly tame maty avakoa, mba hiaigny ako an'Andriamanitry ao ame fagnahy ndre da notsaraigny tame nofo ako e olo indreo.
\v 3 Fa ampy izay e fotoagny lasa nagnamboaragny izay tian'e Jentilisa anign- hafalian'e nofo, fijejoagny, fimamoagny, fitondran-tegna mahamegnatry, fihiran-dratsy, da e asan'e fanopoan-tsampy mampadikidiky. \v 4 Heverindreo fa hafahafa satria tsy mikambagny amindreo amin'izany fagnaranam-po be izany anareo, noho izany da hizaka ratsy momba anareo indreo.\v 5 Hamaly e raiky izay vonogny hitsara e velogny izy ame maty indreo. \v 6 Noho izany antony izany gne itoriagny e vaovao mahafaly tame maty avakoa, mba hiaigny ako an'Andriamanitry ao ame fagnahy ndre da notsaraigny tame nofo ako e olo indreo.