1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 7 Ry malala, tsy manoratry didy vaovao ho anareo iao, fa didy taloha izay efa nanagnanareo hatram'e fanomboagny. Gne didy taloha da gne zaka izay regninareo.\v 8 Fa manoratry didy vaovao ho anareo iao, izay marigny ao amin'i Kristy sady ao aminareo, satria gne mizigny da mandalo, fa gne fahazavagny marigny da efa mamiratry. |