plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/04/17.txt

1 line
401 B
Plaintext

Noho izany, izany fitiavagny izany da notaterahigny tamitsika, mba hanagnatsika fahatokisagny ame andron'e fitsaragny satria ako an'Azy, da ako izany avao koa atsika eto amity tany ity. Tsisy tahotry ao ame fitiavagny. F'izy, gne fitiavagny tanteraky da mangala gne tahotry, satria gne tahotry da tsy maintsy miaraky ame sazy. Fa e iraky izay matahotry da tsy nanigny ho tanteraky ao ame fitiavagny.