plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/04/15.txt

1 line
399 B
Plaintext

Ndre ia ndre ia magneky fa i Jesosy da Zanaky lahin'Andriamanitry, da mipetraky ao amin'azy Andriamanitry sady izy ao amin'Andriamanitry. Atsika avao koa da nahalala sady nino gne fitiavagny izay efa nanagnan'Andriamanitry ho atsika. Andriamanitry da fitiavagny, sady gne raiky izay mipetraky amizany fitiavagny izany da mipetraky ao amin'Andriamanitry, sady Andriamanitry da mipetraky ao amin'azy.