1 line
403 B
Plaintext
1 line
403 B
Plaintext
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalany, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andriamanitry da tsy maintsy mitia gne rahalanyavao koa |