plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/05/13.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 13Efa nanoratry itoa raha itoa ho anareo iao mba hahalalanareo fa managny gne fiainagny mandrakizay anareo- ho anareo izay mino gn'agnaran'e Zanak'Andriamanitry. \v 14 Akô izany avao koa, izao no fanekena izay anagnatsika eo agnatrehany, fa ndre ino ndre ino angatahatsika araky gne sitrapony, da maharegny atsika Izy. \v 15Akô izany avao koa, raha lalatsika fa maharegny atsika Izy- ndre ino ndre ino angatahatsika amin'Azy- da lalatsika fa azotsika izay rehetra nangatahatsika tamin'Azy.