plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/04/15.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 15Ndre ia ndre ia magneky fa i Jesosy da Zanaky lahin'Andriamanitry, da mipetraky ao amin'azy Andriamanitry sady izy ao amin'Andriamanitry. \v 16Atsika avao koa da nahalala sady nino gne fitiavagny izay efa nanagnan'Andriamanitry ho atsika. Andriamanitry da fitiavagny, sady gne raiky izay mipetraky amizany fitiavagny izany da mipetraky ao amin'Andriamanitry, sady Andriamanitry da mipetraky ao amin'azy.