plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/04/01.txt

1 line
802 B
Plaintext

\v 1 Ry mala, ka mino gne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapà gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. \v 2Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, \v 3ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany. [Fagnamarihagny: misy dikateny taloha sasany da mivaky hoe: "Sady gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa i Jesosy lasa nofotry da tsy avy amin'Andriamanitry. Izany da fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany.]