plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/03/01.txt

1 line
658 B
Plaintext

\v 1Indro akôgnaia gne fitiavagny nomen'e Ray atsika, mba hagnatsovagny atsika hoe zanak'Andriamanitry, sady izany atsika. Noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahalala atsika, satria tsy mahalala an'azy izany. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy magnisy hoe: ''sady izany atsika.''] \v 2Ry malala, zanak'Andriamanitry atsika amizao, sady izany da mbola tsy nambara hoe ho akôgnaia atsika. Atsika da mahala fa refa mibôky i Kristy, da ho akô an'Azy atsika, satria ahita an'Azy akô an'Azy atsika. \v 3Izay managny an'izany fahatokisagny momban'e ho avy mifototry amin'Azy izany agnaby da magnadio gne tegnany mba hadio akô an'Azy.