plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/02/27.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 27Fa ho anareo, gne hosotry izay noraisinareo avy tamin'Azy da hipetraky ao aminareo, sady anareo da tsy mila olo mampianatry anareo. Fa akô izay nampianaran'e fagnosoragny anareo gne raha agnaby da marigny sady tsy vandy, sady akô izay efa nampianarin'izany anareo, da mipetraha ao amin'Azy.\v 28Amizao fotoagny izao ry zanaka malala, mipetraha ao amin'Azy, mba refa mibôky Izy, da hanagny fasahiagny atsika sady tsy ho megnatry eo agnatrehany ame fevisany. \v 29Raha lalanareo fa Izy gne marigny, lalanareo fa izay magnano gne mety agnaby da teraky tamin'Azy