plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/02/24.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 24Fa ho anareo, aoky izay regninareo hatrame fanomboagny hipetraky ao aminareo. Raha izay regninareo hatrame fanomboagny gne mipetraky ao aminareo, da hipetraky ao ame Zanaky sady ao ame Ray avao koa anareo. \v 25 Izany gne fampagnatenagny nomegny atsika: da gne fiainagny mandrakizay. \v 26 Efa nanoratry an'izany raha izany ho anareo iao momban'izay hinday anareo ame lalagny diso.