plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/02/15.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 15Ka mitia ndre an'izao tontolo izao ndre gne raha eo amin'azy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao, da tsy ao amin'azy gne fitiavan'e Ray. \v 16Fa gne raha agnaby izay ao amizao tontolo izao- da gne filan'e nofotry, gne filan'e maso, sady gne fieboeboan'e fiainagny- izay tsy avy ame Ray fa avy amizao tontolo izao izy ame fagniriany. \v 17Izao tontolo izao izy ame fagniriany da mandalo.Fa ndre ia ndre ia magnano gne sitrapon'Andriamanitry da hipetraky mandrakizay.