plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/02/12.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 12Manoratry hoa anareo iao, ry zanaka malala, satria gne fahotanareo da voavela nohon'e agnarany. \v 13Manoratry ho anareo iao, ry tanora, satria noresenareo gne ratsy. Efa nanoratry ho anareo iao, ry zaza madiniky, satria anareo da mahalala gne Ray. \v 14Efa nanoratry ho anareo iao, ry ray, satria lalanareo gne avy ame fanomboagny. Efa nanoratry ho anareo iao, ry tanora, satria mafy anareo, sady gne zakan'Andriamanitry da mipetraky ao aminareo, sady anareo da efa nandresy gne ratsy.