plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/02/04.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 4 Gne mizaka hoe: "Mahalala an'Andriamanitry iao", fa tsy mitandrigny gne didiny, da mpavandy, sady gne marigny da tsy ao aminazy. \v 5Fa ndre ia ndre ia mitandrigny gne zakany, marigny tokotry, da ao amizany olo izany gne nagnatanterahagny gne fitiavan'Andriamanitry. Amizany gne ahalalatsika fa ao amin'Azy atsika. \v 6Gne raiky izay mizaka fa mipetraky ao amin'Andriamanitry da tokony andeha avao koa izy ako gne nandehanan'i Jesosy Kristy.