auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 09:24:16 -05:00 committed by root
parent 098b4279d2
commit e5d0a689db
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izao gne didiny: tokony mino gn'agnaran'e Zanany Jesosy Kristy sady mifakatia atsika, ako gn'efa nagnomezany atsika an'izany idy izany. Gne raiky izay mitagny gne didn'Andriamanitry da mipetraky ao amin'Azy,
Izao gne didiny: tokony mino gn'agnaran'e Zanany Jesosy Kristy sady mifakatia atsika, ako gn'efa nagnomezany atsika an'izany idy izany. Gne raiky izay mitagny gne didn'Andriamanitry da mipetraky ao amin'Azy, sady Andriamanitry mipetraky ao amin'azy. Amizany gne hahalalatsika fa Izy da mipetraky ao amitsika, ame Fagnahy izay nomegny atsika.