auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-03-04 04:38:58 -05:00 committed by root
parent 3d169dce70
commit d1d0cd2c22
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Indro akôgnaia gne fitiavagny nomen'e Ray atsika, mba hagnatsovagny atsika hoe zanak'Andriamanitry, sady izany atsika. Noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahalala atsika, satria tsy mahalala an'azy izany. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy magnisy hoe: ''sady izany atsika.''] Ry malala, zanak'Andriamanitry atsika amizao, sady izany da mbola tsy nambara hoe ho akôgnaia atsika. Atsika da mahala fa refa mibôky
\v 1 \v 2 \v 3 Indro akôgnaia gne fitiavagny nomen'e Ray atsika, mba hagnatsovagny atsika hoe zanak'Andriamanitry, sady izany atsika. Noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahalala atsika, satria tsy mahalala an'azy izany. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy magnisy hoe: ''sady izany atsika.''] Ry malala, zanak'Andriamanitry atsika amizao, sady izany da mbola tsy nambara hoe ho akôgnaia atsika. Atsika da mahala fa refa mibôky i Kristy, da ho akô an'Azy atsika, satria ahita an'Azy akô an'Azy atsika. Izay managny