auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-03-04 04:26:56 -05:00 committed by root
parent df56c0db81
commit c0977d3122
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Amizany gne hahalalatsikagne fitiavagny, satria Kristy nagnome gn'aigniny ho atsika. Atsika avao koa da tokony magnome gn'aignitsika ho an'e rahalà.\v 17 Fa ndre ia ndre ia managny haregnan'izao tontolo izao, ka mahita gne fasahiragnan'e rahalàny, sady magnidy gne fon'e fahalahelovany an'azy' ame fomba akôgn'aia gne hipetrahan'e fitiavan'Andriamanitry ao amin'azy?\v 18 Ô zanako malalako, aoky atsika tsy hitia ame zaka na koa ame vava, fa ame gn'asa izy ame fahamarinagny.
\v 1 \v 2 \v 3 \v 18 Ô zaza, ity gne lera farany. Akô gne efa regninareo fa ho avy gne antiKristy, amizao fotoagny izao maro gne antiKristy izay efa avy. Amizany gne ahalalatsika fa ity gne lera farany.\v 19 Niala tamitsika indreo, f'izy tsy avy amitsika. fa raha tamitsika indreo da nipetraky niaraky tamitsika. Fa refa niala indreo, da magnabôky fa tsy tamitsika.