auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-17 15:07:03 -05:00 committed by root
parent e4a0b4471f
commit c027df6744
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gnemizaka hoe: "Mahalala an'Andriamanitry iao", fa tsy mitandrigny gne didiny, da mpavandy, sady gne marigny da tsy ao aminazy. Fa ndre ia ndre ia mitandrigny gne zakany, marigny tokotry, da ao amizany olo izany gne nagnatanterahagny gne fitiavan'Andriamanitry. Amizany gne ahalalatsika fa ao amin'Azy atsika. Gne raiky izay mizaka fa mipetraky ao amin'Andriamanitry da tokony andeha avao koa izy ako gne nandeh Gnemizaka hoe: "Mahalala an'Andriamanitry iao", fa tsy mitandrigny gne didiny, da mpavandy, sady gne marigny da tsy ao aminazy. Fa ndre ia ndre ia mitandrigny gne zakany, marigny tokotry, da ao amizany olo izany gne nagnatanterahagny gne fitiavan'Andriamanitry. Amizany gne ahalalatsika fa ao amin'Azy atsika. Gne raiky izay mizaka fa mipetraky ao amin'Andriamanitry da tokony andeha avao koa izy ako gne nandehanan'i Jesosy Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ry malala, tsy manoratry didy vaovao ho anareo iao, fa didy taloha izay efa nanagnanareo