auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 10:22:36 -05:00 committed by root
parent 12a861c8d7
commit a0ded1dfe7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, izany fitiavagny izany da notaterahigny tamitsika, mba hanagnatsika fahatokisagny ame andron'e fitsaragny satria ako an'Azy, da ako izany avao koa atsika eto amity tany ity. Tsisy tahotry ao ame fitiavagny. F'izy, gne fitiavagny tanteraky da mangala gne tahotry, satria gne tahotry da tsy maintsy miaraky ame sazy. Fa e iraky izay matahotry da tsy nanigny hi
Noho izany, izany fitiavagny izany da notaterahigny tamitsika, mba hanagnatsika fahatokisagny ame andron'e fitsaragny satria ako an'Azy, da ako izany avao koa atsika eto amity tany ity. Tsisy tahotry ao ame fitiavagny. F'izy, gne fitiavagny tanteraky da mangala gne tahotry, satria gne tahotry da tsy maintsy miaraky ame sazy. Fa e iraky izay matahotry da tsy nanigny ho tanteraky ao ame fitiavagny.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy