auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-17 17:08:45 -05:00 committed by root
parent 2ba2342de9
commit 689a01c272
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne raiky mizaka hoe fa ao ame mazava izy sady malaigny gne rahalany da ao agnatin'e mizigny hatramizao. Gne raiky izay mitia gne rahalany da mipetraky aio ame mazava sady tsy hisy fotoagny hahatafatoy an'azy. fa gne raiky izay malaigny gne rahalany ao ame mizigny; izy da tsy mahalala an'izay andehanany, satria gne mizigny da efa nahajamba gne masony.
\v 9 \v 10 \v 11 Gne raiky mizaka hoe fa ao ame mazava izy sady malaigny gne rahalany da ao agnatin'e mizigny hatramizao. Gne raiky izay mitia gne rahalany da mipetraky aio ame mazava sady tsy hisy fotoagny hahatafatoy an'azy. fa gne raiky izay malaigny gne rahalany ao ame mizigny; izy da tsy mahalala an'izay andehanany, satria gne mizigny da efa nahajamba gne masony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Ka mitia ndre an'izao tontolo izao ndre gne raha eo amin'azy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao, da tsy ao amin'azy gne fitiavan'e Ray. Fa gne raha agnaby izay ao amizao tontolo izao- da gne filan'e nofotry, gne filan'e maso, sady gne fieboeboan'e fiainagny- izay tsy avy ame Ray fa avy amizao tontolo izao izy ame fagniriany. Izao tontolo izao izy ame fagniriany da mandalo.Fa ndre ia ndre ia magnano gne sitrapon'Andriamanitry da hipetraky mandrakizay.
\v 15 Ka mitia ndre an'izao tontolo izao ndre gne raha eo amin'azy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao, da tsy ao amin'azy gne fitiavan'e Ray.\v 16 Fa gne raha agnaby izay ao amizao tontolo izao- da gne filan'e nofotry, gne filan'e maso, sady gne fieboeboan'e fiainagny- izay tsy avy ame Ray fa avy amizao tontolo izao izy ame fagniriany.\v 17 Izao tontolo izao izy ame fagniriany da mandalo.Fa ndre ia ndre ia magnano gne sitrapon'Andriamanitry da hipetraky mandrakizay.