auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 10:22:36 -05:00 committed by root
parent b2f04ded52
commit 6649980def
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalany, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andriamanitry da tsy maintsy mi
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalany, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andriamanitry da tsy maintsy mitia gne rahalanyavao koa

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ndre ia ndre ia mino fa i jesosy gne Kristy da naterak'andriamanitry, sady ndre ia ndre ia

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 5