auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 10:22:36 -05:00 committed by root
parent 5858e2bbc9
commit 4321d92c36
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndre ia ndre ia mino fa i jesosy gne Kristy da naterak'andriamanitry, sady ndre ia ndre ia tia gne Ray avao koa da tia gne zanaky naterakiny. Noho izany gn'ahalalatsika fa tiatsika gne zanak'Andriamanitry: refa tia an'Andriamanitry ka magnatateraky gne didiny atsika. Satria izany gne fitiavagny ho an'Andriamanitry: da gne hagnataterahatsika gne didiny agnaby. Sady gne
Ndre ia ndre ia mino fa i jesosy gne Kristy da naterak'andriamanitry, sady ndre ia ndre ia tia gne Ray avao koa da tia gne zanaky naterakiny. Noho izany gn'ahalalatsika fa tiatsika gne zanak'Andriamanitry: refa tia an'Andriamanitry ka magnatateraky gne didiny atsika. Satria izany gne fitiavagny ho an'Andriamanitry: da gne hagnataterahatsika gne didiny agnaby. Sady gne didiny da tsy mavesatry.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa gn'olo agnaby izay naterak'Andriamanitry da mandresy an'izao tontolo izao. sady izany da fandresegny izay efa nandresy an'izao tontolo izao. sa