auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-18 11:39:11 -05:00 committed by root
parent d0d1a039db
commit 11b79fef64
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalany, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy:
Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalany, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalany, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andriamanitry da tsy maintsy m