plt-x-antaifasy_1co_text_reg/02/14.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 14 Gn'olo izay tsy ara-pagnahy da tsy mandray ireo râ ireo izay an'e Fagnahin'Andriamanitry, satria fahadalagny aminazy izany. Tsy afa-mahalala an'izany izy satria famantaragny ara-pagnahy izany. \v 15 Izay ara-pagnahy da mitsara gne râ agnaby, fa tsy iharan'e fitsaran'e hafa izy. \v 16 "Fa ia gn'afaky hampianatry Anazy?" Fa iay da tsy managny gne fisaignan'Kristy.