plt-x-antaifasy_1co_text_reg/05/11.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 11 Nefa amizao fotoagny izao iao manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa miaraky amin'ia na ia izay antsoigny hoe rahalà nefa miaigny ao agnatin'e fijangajangagny, na izay tsy mahono-tegna, na mpanompo sampy, na mpizaka ratsy, na mpihina toky, na mpisoloky. Ka mihinagny hanigny miaraky ame olo ako izany mihitsy. \v 12Fa akognaia gn'idirako ame fitsaragny izay agny ambadik'e fiangonagny? Mifanohitry amizany, anareo me tsy tokony hitsara izay ao agnatin'e fiangonagny? \v 13Fa Andriamanitry da mitsara izay agny ambadiky. "Alay eo aminreo gne olon-dratsy."