plt-x-antaifasy_1co_text_reg/11/33.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 33 Noho izany, rô ralà, refa miangogny da hihinagny anareo, da mifandignasa. \v 34 Râ misy olo raiky mosaregny, da izy hihinagny agny andragno, amizay refa miangogny anareo da tsy ho amin'e fitsaragny izany. Sady mikasiky ireo râ hafa izay nosoratanareo, datsy hagnome toro-lalagny iao refa avy.