plt-x-antaifasy_1co_text_reg/10/20.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 20 Fa miresaky momban'e Raha say amboarin'ireo jentilisa mpanompo sampy fagnatitry iao, fa omen-dreo an'ireo demonia ireny Raha ireny fa tsy an'Anndriamanitry. Tsy tiako anareo ho mpiombogny amin'e demonia! \v 21 Tsy afaky misotro gne kapoakin'e demonia anareo.Tsy afaky miraiky eo amin'e latabatrin'e Tompo sy gne latabatr'ireo demonia anareo. \v 22 Sa magnano zay mahasaro-piaro gne Tompo me itsika? Mahery noho Izy me itsika?