plt-x-antaifasy_1co_text_reg/10/11.txt

1 line
563 B
Plaintext

\v 11 Ary ireny Raha ireny gne nitranga tamindreo mba ho ohatry ho antsika. Nosoratsgny mba ho fampianaragny antsika izy ireny-ho amitsika zay niavian'e fara-andro.\v 12 Noho zany aoka izay mieritreritry gne tegnany ho efa mijoro mitandrigny tsara mba tsy ho lavo. \v 13 Tsy nisy fakam-pagnahy nahatratry anareo zay tsy iraisan' e olombelogny agnaby. F'izy,Andriamanitry da mahatoky. Tsy hamela anareo ho alaim-panahy mihoatry say zakainreo Izy.Miaraky amin'e fakam-pagnahy da nagnome anareo gne lalagny hitsoahagny avakoa Izy, mba hafahanareo miaritry an'izany.