plt-x-antaifasy_1co_text_reg/16/10.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 10Sady refa avy Timoty, da ezaho mba tsy hatahotry izy miaraky aminareo, fa magnano gn'asan'i Tompo izy, akô gn'aniko.\v 11K'avela hisy olo hagnano tsinotsinogny an'azy. Ampio izy ame lalagniny ame fiadanagny, mba hafahany megn'amina. Fa magnategna an'azy mba ho avy hiaraky amireo rahalà iao. \v12 Sady mikasiky gne rahalàtsika Apolosy, da nampirisiky an'azy mafy iao mba hamangy anareo miaraka amireo rahalà. Fa mbola tsy vonogny tanteraky gne ho avy izy izao. Ndre izany aza, ho avy avao izy refa ame fotoagny mety.