\v 45 Sady efa voasoratry avakoa fa: "Lasa fanahy velogny Adama e lelà voalohagny" ilay Adama farany da lasa fanahy magnome fianagny.\v 46 Fa tsy gne ara-panahy gne avy voalohagny fa gne voajanahary, da aveo gne ara-panahy.