plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/33.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 33 Aza mety ho fitahagny hoe: "Manimba gne fisainagny tsara gne naman-dratsy." \v 34 Mandehana! Miaignà am-pahamarinagny! Aza manohy manota! Fa gne sasany aminareo da tsy managny fahalalàgny an'Andriamanitry. Mizaka zany ho ame fahamenaranareo iao.