plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/22.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 22 Fa akô gne nahafatesan'e rehetra tao amin'i Adama, da ho velomigny ao amin'i Kristy avakoa gne rehetra.\v 23 Kanefa samy ao amin'e filaharagny manokagny gne tsirairaiky: Kristy, e voaloham-bokatry, da aveo ireo zay an'i Kristy da ho atao velogny amin'e feviany