plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/18.txt

1 line
207 B
Plaintext

\v 18 Sady izay rehetra maty ao amin'i Kristy da efa very avakoa.\v 19 Raha amin'ity fiainagny ty avao gne anagnantsika toky amin'e ho avy ao amin'i Kristy, da atsika gne tena mampalahelo amin'e olo agnaby.