plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/10.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 10 Fa nohon'e fahasoavan'Andriamanitry gne naha akô iao anà, da tsy fôgny gne fahasoavagny atoa aminà. F'izy,tena niasa mafy noho indreo iao. Nefa tsy iao zany, fa gne fahasoavan'Andriamanitry izay miaraky aminà.\v 11 Noho izany na iao zany na indreo, araky gne nitorianay da araky izany gne ninoanareo.