plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/05.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 5 Kristy da nibôky tamin'i Kefasy, da aveo tamin'ireo roa ambin'ny folo;\v 6 aveo da nibôky indraiky mandeha tamin'ireo ralà mihôtry gne dimanjato Izy. Mbola velogny gne ankamaroan-dreo, fa gne sasany da maty.\v 7 Aveo Izy nibôky tamin'i Jakoba, aveo tamin'e apostoly rehetra.