plt-x-antaifasy_1co_text_reg/15/01.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 1 Amizao mampahatsia anareo iao,rô ralà, gne filazantsara izay nambarako taminareo, izay noraisinareo da izay ijoroanareo.\v 2 Amin'e alalan'izay filazantsara zany gne havoavonjy anareo, raha mitagny mafy amin'e zaka notoriako taminareo anareo, raha tsy hoe gninognino fotsiny.