plt-x-antaifasy_1co_text_reg/14/05.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 5Amizao fotoagny izao da magniry anareo agnaby hizaka ame fizakagny tsy lala iao. Fa mbola mihoatry noho izany azaky, magniry iao gne haminanianareo. Izay maminany da zakabe kokoa noho izay mizaka ame fizakagny tsy lala( raha tsy hoe misy olo raiky mandika zaka ka mba hioregnan'e fiangonagny). \v 6Fa amizao fototagny izao, ô rahalà, raha avy eo aminareo ame fizakagny tsy lala iao, ino gne tombon-tsoa omeko anareo amizany? Tsy afaky iao, raha tsy hoe miresaky aminareo ame fagnambaragny, na fahalalagny, na faminaniagny, na fampianaragny.