plt-x-antaifasy_1co_text_reg/12/01.txt

1 line
387 B
Plaintext

\c 12 \v 1 Momba gne fagnomezam-pagnahy, ry ralah, da tsy tiako tsy hafantatry anareo. \v 2 Fantatrinareo fa taminareo mbola mpanompo sampy, da voaviliky nandea taminin'gne sampy tsy manam-peo anareo. \v 3 Noho izany tiako ho fantatrinareo fa tsy misy olo izay mizaka aminin'gne Fanahin'Andriamanitra afaky mizaka hoe: " Jesosy da Tompo," afa-tsy aminin'gne alalanin'gne Fanahy Masina.