plt-x-antaifasy_1co_text_reg/11/23.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 23 Fa nozaiko avy amin'e Tompo avakoa izay ambarako anareo, fa Jesosy Tompo, tamign'aligny izay namadihagny Anazy, da nangalaky mofo. \v 24 Refa avy nisaotry Izy, da nanapaky izany sady nizaka hoe: "Ity gne vatako, izay ho anareo. Amboaro izao ho fahatsiarovagny Anà. "