plt-x-antaifasy_1co_text_reg/11/20.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 20 Fa refa miangogny anareo, da tsy gne Fanasan'e Tompo gne hoaninareo. \v 21 Refa mihinagny anareo, da samby homana gne haniny manokagny gne tsikiraikiraiky alohan'e hihinanan-dreo hafa. Mosaregny e raiky, sady gne hafa lasa mamo.\v 22 Tsy managny tragno ihinanagny sy indranomagny me anareo? Ho tsinotsinoavigny me gne fiangonan'Andriamanitry da mampahetry anareo izay tsy managny ndre ino ndre ino? Ino e tokony ho zakaiko aminareo? Tokony hidera anareo me iao? Tsy hidera anareo amizany iao!