plt-x-antaifasy_1co_text_reg/11/17.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 17 Fa agnatin'ireo torolalagny magnaraky, da tsy midera anareo iao. Fa refa miara-avy anareo, da tena tsara ho amign'e tsara izany fa ho amin'e ratsy.\v 18 Fa tena tamin'e vôlohany, da reko fa refa miaraky miangogny ao amin'e fiangonagny anareo, da misy fizarazaragny eo aminareo, sady mino izany amin'e gnasasany iao.\v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokoagny eo aminareo, mba hankasitrahagny eo aminareo ireo izay nekegny.