plt-x-antaifasy_1co_text_reg/11/13.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 13 Tsaray gne tegnanao: Mety amin'e viavy me gne mivavaky amin'Andriamanitry tsy misaron-doha? \v 14 Tsy gne natiora mihitsy me gne nampianatry anareo fa râ gne lelà gne lava volo, da fahafam-baraka ho anazy izany? \v 15 Tsy nisy nampianatry anareo me gne natiora fa râ gne viavy gne lava volo, da voninahitry ho anazy izany? Fa nomegny anazy gne volony mba handrakotry anazy.\v 16 Fa râ misy ta-hiady hevitry aminazy, da tsy managny fampiaragny hafa iay, na ireo fiangonan' Andriamanitry.