\v 9 Aoka avakoa itsika tsy hitsapa an'i Kristy, akô gne namboarin'e maro tamindreo ka naringa'ireo menaragny. \v 10 Aza mimonomonogny avakoa,akô gne namboarin'e maro tamindreo ka naringan'e anjelin'e fahafatesagny.