plt-x-antaifasy_1co_text_reg/09/15.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 15 Nefa tsy nitaky ndre raiky tamin'ireo zo ireo iao. Tsy manoratry an'izao iao mba hisy ra ho anigny ho ana. Aleoko maty toy izay hisy olo hangala amina anizany rehareha izany. \v 16 Fa raha mitory gne filazantsara iao, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsymaintsy magnano izany iao. Da loza ho ana raha tsy mitory gne filazantsara iao!