plt-x-antaifasy_1co_text_reg/09/12.txt

1 line
600 B
Plaintext

\v 12 Raha mampihatra izany zo izany avy aminareo gne hafa, iai me ko tsy managny miotry? Ndre izany aza, tsy nitaky izany zo izany iai. F'izy, naleonay niaritry gne ra marobe toy izay ho sakagny ho an'gne filazantsaran'i Kristy. \v 13 Tsy fantatrinareo me fa gne manompo amin'gne fiangonagny da mahazo gne sakafon-dreo avy ame fiangonagny? Da tsy fantatry nareo avokoa me fa gne manompo amin'gne alitara da mahazo anjara amin'gne naniny fanatitry tamin'gne alitara? \v 14 Ako izany koa, e Tompo da nandidy fa gne mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fivelomandreo avy amin'gne filazantsara.