plt-x-antaifasy_1co_text_reg/09/09.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 9 Fa izany da efa voasoratry ao amin'gne lalàn'i Mosesy hoe: "Ka fiezigny gne vava gne aomby ra miely voa izy." Tena gne aomby marina me gne hiahian'Andriamanitry? \v 10 Tsy miresaky momba anay me izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay tagny da tokony hiasa amin,gne fanantenagny, sady izaymively da tokony hively amin'gne fanantenagny gne hahazo anjara amin'e vokatry. \v 11 Raha namafy ra ara-panahy taminareo iai, be lotry aminay me gne mijinja ra ara-materialy avy aminareo?