plt-x-antaifasy_1co_text_reg/08/08.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 8 Fa tsy gne hanigny the hanolotry antsika eo amin'Andriamanitry. Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mihinagny izany. \v 9 Tandremo mba tsy gne fahalalanareo gne antony hahatonga gne olo osa ara-pinoagny ho tafitohigny. \v 10 Fa hanio ako misy maita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao amin'gne fiangonan'e sampy. Tsy gne fahalemen'gne fieritreretany ve gne nasahiany hihinagny izay natolotriny ho an'gne sampy?