plt-x-antaifasy_1co_text_reg/08/04.txt

1 line
608 B
Plaintext

\v 4 Ka Raha gne mahakasiky gne fihinanagny hanigny nanigny sorogny ho an'e sampy- da fantatry tsika fa "gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsinotsinogny" sady " tsy misy Andriamanitry afa-tsy raiky avao." \v 5 Fa misy the mody hangizagny hoe andriamanitry, na a an-dagnitry na an-tany etoa, ako gne hamarozan'gne "andriamanitry" sy gne hamarozan'e "Tompo." \v 6 Fa ho antsika, "Raiky avao the Andriamanitra da e Ray,izay avy ame ra marobe, da Izy gne antony hivelomatsika, da iray the Tompo Jesosy Kristy, izay taminin'gne alalany e nampisy gne ra marobe, da taminin'gne alalany gne nampisy antsika."