plt-x-antaifasy_1co_text_reg/07/27.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 27 Voafatotry ame viavy me anareo? Aza mitady gne ho afaky amin'azy. Afaky ame vadinao me anao? Aza mitady vady. Nefa raha tsy manam-bady anareo da tsy nanota. \v 28 Raha gne viavy tsy manambady gne manambady, dia tsy nanota izy. Nefa ireo zay manambady da hanagny karazagn'ologny maro raha mbola velogny, sady iao da te hangala anareo amin'zany.